<-
->

Jos 12:2 Sihon king of the Amorites, who dwelt in Heshbon, and ruled from Aroer, which is upon the bank of the river Arnon, and from the middle of the river, and from half Gilead, even unto the river Jabbok, which is the border of the children of Ammon; Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nonina tany Hesbona ka nanjaka hatrany Aroera, eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, ka hatreo afovoan' ny lohasaha sy ny antsasak' i Gileada, dia hatramin' ny lohasahan-driaka Jaboka, fari-tanin' ny taranak' i Amona, Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nonina tao Hesebona; ny takatry ny fahefany dia hatrany Aroera, eo amin' ny ranon-driak' i Arnona, ary hatreo am-pamatonan' ny lohasaha amin' ny antsasak' i Galaada, ka hatramin' ny ranon-driaka Jaboaka, faritry ny tanin' ny taranak' i Amona, Sihôn, roi des Amorites, qui habitait Heshbôn, avait pour domaine depuis Aroèr qui est sur le bord de la vallée de l' Arnon y compris le fond de la vallée, la moitié de Galaad et jusqu' au Yabboq, le torrent qui est la frontière des Ammonites;