<-
->

Jos 12:7 And these are the kings of the country which Joshua and the children of Israel smote on this side Jordan on the west, from Baalgad in the valley of Lebanon even unto the mount Halak, that goeth up to Seir; which Joshua gave unto the tribes of Israel for a possession according to their divisions; Ary izao no mpanjakan' ny tany izay resin' i Josoa sy ny Zanak' Isiraely tany an-dafy andrefan' i Jordana, hatrany Bala-gada, eo an-dohasahan' i Libanona, ka hatramin' ny tendrombohitra mangadihady izay fiakarana ho any Seira, ka ny taniny nomen' i Josoa ny firenen' ny Isiraely araka ny fizarany, Ireto kosa ny mpanjaka resin' i Josoe sy ny zanak' Israely aty an-dafin' i Jordany, aty andrefana, hatramin' i Baala-Gada, amin' ny lohasahan' i Libàna, ka hatramin' ny tendrombohitra mangadihady misondrotra mankany Seira. Nomen' i Josoe ny fokon' Israely, araka ny fianakaviany avy, izany tany izany, ho fananany, Voici les rois du pays que Josué et les Israélites battirent en deçà du Jourdain à l' occident, depuis Baal-Gad, dans la vallée du Liban, jusqu' au mont Pelé qui s'élève vers séïr, et dont Josué distribua l' héritage aux tribus d' Israël suivant leur répartition :