<-
->

Jos 13:13 Nevertheless the children of Israel expelled not the Geshurites, nor the Maachathites: but the Geshurites and the Maachathites dwell among the Israelites until this day. Kanefa tsy mba noroahin' ny Zanak' Isiraely ny Gesorita sy ny Makatita; fa mitoetra eo amin' ny Zanak' Isiraely mandraka androany ny Gesorita sy ny Makatita. Ny Gesoriana sy ny Makatiana anefa tsy mba noroahin' ny zanak' Israely ka samy mbola mitoetra eo amin' ny zanak' Israely mandrak' androany i Gesora sy Makata. Mais les Israélites ne dépossédèrent pas les Geshurites ni les Maakatites, aussi Geshur et Maaka sont-ils encore aujourd' hui au milieu d' Israël.