<-
->

Jos 13:22 Balaam also the son of Beor, the soothsayer, did the children of Israel slay with the sword among them that were slain by them. Ary Balama, mpanao fankatovana, zanak' i Beora, dia novonoin' ny Zanak' Isiraely tamin' ny sabatra niaraka tamin' izay novonoiny. Anisan' ireo novonoin' ny zanak' Israely tamin' ny sabatra koa Balaama, mpanao hitsak' andro, zanak' i Beora. Quant à Balaam, fils de Béor, le devin, les Israélites l' avaient passé au fil de l'épée, avec ceux qu' ils avaient tués.