<-
->

Jos 13:8 With whom the Reubenites and the Gadites have received their inheritance, which Moses gave them, beyond Jordan eastward, even as Moses the servant of the Lord gave them; Ary niaraka tamin' ireo koa no nahazoan' ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen' i Mosesy azy any an-dafy atsinanan' i Jordana, araka izay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, azy, Fa ny antsasany efa niara-nahazo ny lova tamin' ny Robenita sy ny Gadita, izay nomen' i Moizy azy tany an-dafin' i Jordany any atsinanana, araka ny nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo azy; Quant à l' autre demi-tribu de Manassé, elle avait, avec les Rubénites et les Gadites, déjà reçu son héritage, celui que Moïse leur avait donné au-delà du Jourdain, à l' orient, comme Moïse, serviteur de Yahvé, le leur avait donné;