<-
->

Jos 14:6 Then the children of Judah came unto Joshua in Gilgal: and Caleb the son of Jephunneh the Kenezite said unto him, Thou knowest the thing that the Lord said unto Moses the man of God concerning me and thee in Kadeshbarnea. Dia nankany amin' i Josoa tany Gilgala ny taranak' i Joda; ary Kaleba, zanak' i Jefone, Kenizita, nanao taminy hoe: Fantatrao ny teny izay nolazain' i Jehovah tamin' i Mosesy, lehilahin' Andriamanitra, ny amiko sy ianao tany Kadesi-barnea. Nanatona an' i Josoe ny taranak' i Jodà tany Galgalà, ary Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, nanao taminy hoe: Fantatrao izay nolazain' ny Tompo tamin' i Moizy olon' Andriamanitra ny amiko sy ny aminao tany Kadesa-Barne. Des fils de Juda vinrent trouver Josué à Gilgal, et Caleb, fils de Yephunné, le Qenizzite, lui dit : " Tu sais bien ce que Yahvé a dit à Moïse, l' homme de Dieu, à mon sujet et au tien à Cadès Barné.