<-
->

Jos 15:1 This then was the lot of the tribe of the children of Judah by their families; even to the border of Edom the wilderness of Zin southward was the uttermost part of the south coast. Ary izao no anjaran' ny firenena taranak' i Joda tamin' ny filokana araka ny fokony: hatramin' ny fari-tanin' i Edoma dia ny efitra Zina atsimo, izay faran' ny faritany atsimo. Ny anjara lasan' ny fokon-taranak' i Jodà, araka ny fianakaviany, tamin' ny filokana, dia nitatra hatrany amin' ny faritanin' i Edoma hatrany amin' ny efitra Sina any atsimo any amin' ny farany atsimo. Le lot de la tribu des fils de Juda selon leurs clans se trouva vers la frontière d'Édom, depuis le désert de Çîn vers le midi jusqu'à Cadès au sud.