<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 15:7 | And the border went up toward |
dia niakatra ho any Debira hatramin' ny lohasaha Akora ary nianavaratra manandrify an' i Gilgala tandrifin' ny fiakarana Adomina, izay eo atsimon' ny lohasahan-driaka, dia nandroso hatramin' ny rano Ensemesy ary nihatra tany En-rogela, | niakatra any Debera, nony mby eo amin' ny lohasaha Akora ny faritry ny tany dia nihodina mianavaratra mankany Galgalà, izay manandrify ny fiakaran' i Adomima, atsimon' ny ranon-driaka, ary ny faritry ny tany nihazo tao akaikin' ny ranon' i En-Semesa, ka nihatra hatrany En-Rogela. | Puis la frontière montait à |