<-
->

Jos 15:8 And the border went up by the valley of the son of Hinnom unto the south side of the Jebusite; the same is Jerusalem: and the border went up to the top of the mountain that lieth before the valley of Hinnom westward, which is at the end of the valley of the giants northward: dia niakatra teo amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma, ho eo anilany atsimon' ny Jebosita (Jerosalema izany), dia niakatra hatramin' ny tampon' ny tendrombohitra, izay manandrify ny lohasahan' i Hinoma eo andrefany, amin' ny farany avaratry ny Lohasahan' ny Refaita, Ary ny faritry ny tany niakatra eo amin' ny lohasahan' i Ben-Enoma, hatrany amin' ny kisolasola atsimon' ny Jeboseana, dia Jerosalema; avy eo dia nisondrotra ny faritry ny tany hatrany an-tampon' ny tendrombohitra manandrify ny lohasaha Enoma eo andrefany, sy amin' ny faran' ny tany lemaky ny Rafaima eo avaratra. Elle remontait ensuite le ravin de Ben-Hinnom venant du sud au flanc du Jébuséen - c' est Jérusalem - elle montait au sommet de la montagne qui barre le ravin de Hinnom du côté de l' ouest, à l' extrémité septentrionale de la plaine des Rephaïm.