<-
->

Jos 16:10 And they drave not out the Canaanites that dwelt in Gezer: but the Canaanites dwell among the Ephraimites unto this day, and serve under tribute. Ary tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gazera izy; fa monina eo amin' i Efraima ny Kananita mandraka androany ka ampanaovina fanompoana. Tsy nandroaka ny Kananeana nonina tao Gazera izy ireo, ka niara-nonina tamin' i Efraïma mandrak' androany ny Kananeana, nefa ampanaoviny fanompoana kosa. Les Cananéens habitant Gézer ne furent point dépossédés, et ils demeurèrent au milieu d'Éphraïm jusqu' aujourd' hui, soumis à la corvée.