<-
->

Jos 18:9 And the men went and passed through the land, and described it by cities into seven parts in a book, and came again to Joshua to the host at Shiloh. Dia lasa ireo lehilahy ireo ka nandeha nitety ny tany, dia nanoratra azy tamin' ny taratasy, ka nataony fito toko, araka ny tanàna, ary dia tafaverina tany amin' i Josoa tao an-toby tao Silo izy. Nandeha ireo lehilahy ireo, ary noteteziny ny tany, nalahany tamin' ny boky ny toetrany isan-tanàna, nataony fito toko, dia niverina tany amin' i Josoe tao an-toby tao Silao izy. Ces hommes partirent, traversèrent le pays et le décrivirent par villes, en sept parts, sur un livre, puis ils retournèrent trouver Josué au camp, à Silo.