<-
->

Jos 19:23 This is the inheritance of the tribe of the children of Issachar according to their families, the cities and their villages. Izany no lovan' ny firenena taranak' Isakara araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan' ny fokon' ny taranak' Isakara araka ny fianakaviany, dia ny tanàna sy ny zanabohiny. Tel fut l' héritage de la tribu des fils d' Issachar selon leurs clans : les villes et leurs villages.