<-
->

Jos 19:29 And then the coast turneth to Ramah, and to the strong city Tyre; and the coast turneth to Hosah; and the outgoings thereof are at the sea from the coast to Achzib: dia nitodika hatrany Rama sy Tyro, tanàna mimanda, dia nitodika hatrany Hosa, ka dia nihatra tamin' ny ranomasina teo akaikin' ny tany Akziba dia niolaka ny faritry ny tany mankany Ramaha hatrany Tira, tanàna mimanda, ary niolaka ny faritra mankany Hosa, ka nihatra tamin' ny ranomasina, akaikin' ny faritanin' i Akziba, la frontière allait ensuite à Hosa et son point d' arrivée était, à la mer, Mahaleb et Akzib,