<-
->

Jos 19:47 And the coast of the children of Dan went out too little for them: therefore the children of Dan went up to fight against Leshem, and took it, and smote it with the edge of the sword, and possessed it, and dwelt therein, and called Leshem, Dan, after the name of Dan their father. Ary ny fari-tanin' ny taranak' i Dana dia nandroso nihoatra ireo; fa niakatra ny taranak' i Dana, dia niady tamin' i Lesema ka nahafaka azy ary namely azy tamin' ny lelan-tsabatra ka nahazo azy, dia nitoetra teo; ary ny anaran' i Lesema nataony hoe Dana araka ny anaran' i Dana rainy. Nitatra ho eo ivelan' ny azy ireo ny faritanin' ny taranak' i Dana; fa niakatra niady tamin' i Lesema ny taranak' i Dana, ka nahafaka azy sy namely azy tamin' ny lelan-tsabatra, ka nahazo azy sy nanorim-ponenana tao, ary niantso azy hoe Dana, araka ny anaran' i Dana, rain' izy ireo. Mais le territoire des fils de Dan leur échappa, aussi les fils de Dan montèrent-ils pour combattre Léshem dont ils s' emparèrent et qu' ils passèrent au fil de l'épée. En ayant pris possession, ils s' y établirent et appelèrent Léshem, Dan, du nom de leur ancêtre Dan.