<-
->

Jos 19:48 This is the inheritance of the tribe of the children of Dan according to their families, these cities with their villages. Izany no lovan' ny firenena taranak' i Dana araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan' ny fokon-taranak' i Dana, araka ny fianakaviany, ny tanàna sy ny zanabohiny. Tel fut l' héritage de la tribu des fils de Dan selon leurs clans : ces villes et leurs villages.