<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 19:50 | According to the word of the |
Araka ny tenin' i Jehovah dia nomeny azy ny tanàna izay nangatahiny, dia Timnata-sera any amin' ny tany havoan' i Efraima: dia nanamboatra ny tanàna izy ka nitoetra tao. | Noho ny didin' ny Tompo dia nomen' izy ireo azy ny tanàna nangatahiny dia Tamnat-Sare amin' ny tendrombohitr' i Efraima. Naoriny indray ny tanàna, dia nonina tao izy. | sur l' ordre de |