<-
->

Jos 19:51 These are the inheritances, which Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the heads of the fathers of the tribes of the children of Israel, divided for an inheritance by lot in Shiloh before the Lord, at the door of the tabernacle of the congregation. So they made an end of dividing the country. Ireo no lova izay nozarain' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely tao Silo teo anatrehan' i Jehovah, dia teo am-baravaran' ny trano-lay fihaonana, araka ny filokana. Dia vitany avokoa ny nizarany ny tany. Ireo no lova nozarain' Eleazara mpisorona, sy Josoe zanak' i Nona, ary ny loham-pianakaviana amin' ny fokon' ny zanak' Israely, tamin' ny filokana, tany Silao, teo anatrehan' ny Tompo, teo am-baravaran' ny trano lay fihaonana. Izany no nanaperany ny fizarana ny tany. Telles sont les parts d' héritage que le prêtre Éléazar, Josué fils de Nûn et les chefs de famille répartirent par le sort entre les tribus d' Israël à Silo, en présence de Yahvé, à l' entrée de la Tente du Rendez-vous. Ainsi fut terminé le partage du pays.