<-
->

Jos 19:9 Out of the portion of the children of Judah was the inheritance of the children of Simeon: for the part of the children of Judah was too much for them: therefore the children of Simeon had their inheritance within the inheritance of them. Avy tamin' ny anjaran' ny taranak' i Joda no nahazoan' ny taranak' i Simeona ny lovany; fa nalalaka loatra taminy ny anjaran' ny taranak' i Joda, ka izany no nahazoan' ny taranak' i Simeona anjara tao anatin' ny azy. Ny anjaran' ny taranak' i Jodà no nangalana ho lovan' ny taranak' i Simeona, satria ny anjaran' ny taranak' i Jodà dia lehibe loatra ho azy ireo, ka tao afovoan' ny taniny no nahazoan' ny taranak' i Simeona ny lovany. L' héritage des fils de Siméon fut pris sur le lot des fils de Juda, parce que la part des fils de Juda était trop grande pour eux; les fils de Siméon reçurent donc leur héritage au milieu de l' héritage des fils de Juda.