<-
->

Jos 21:13 Thus they gave to the children of Aaron the priest Hebron with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Libnah with her suburbs, Dia nomeny ny taranak' i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy Ny taranak' i Aarona mpisorona dia nomeny ny tanàna fialofan' ny mamono olona, dia Hebrona sy ny manodidina azy, ary koa Lebnà sy ny manodidina azy, Aux fils du prêtre Aaron, ils donnèrent Hébron, ville de refuge pour le meurtrier, avec ses pâturages, ainsi que Libna et ses pâturages,