<-
->

Jos 21:39 Heshbon with her suburbs, Jazer with her suburbs; four cities in all. ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra izy rehetra. Ny tontalin' ny tanànan' ny Levita teo amin' ny fananan' ny taranak' Israely dia valo amby efapolo sy ny manodidina azy. Heshbôn et ses pâturages, et Yazèr et ses pâturages : quatre villes.