<-
->

Jos 22:14 And with him ten princes, of each chief house a prince throughout all the tribes of Israel; and each one was an head of the house of their fathers among the thousands of Israel. sy loholona folo lahy koa niaraka taminy, dia loholona iray isam-pirenena tamin' ny Isiraely rehetra: samy lohan' ny fianakaviany tamin' ny arivon' ny Isiraely ireo. nombany loholona folo lahy, dia loham-pokom-pianakaviana iray avy isam-pokon' Israely, samy loham-pokom-pianakaviana tamin' ny isan' arivon' Israely. et avec lui dix notables, un notable par famille pour chaque tribu d' Israël, chacun d' eux étant chef de sa famille parmi les clans d' Israël.