<-
->

Jos 22:18 But that ye must turn away this day from following the Lord? and it will be, seeing ye rebel to day against the Lord, that to morrow he will be wroth with the whole congregation of Israel. no dia mihodina miala amin' ny fanarahana an' i Jehovah ianareo anio? Raha miodina amin' i Jehovah ianareo anio, dia ho tezitra amin' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, Izy rahampitso. no dia miodina miala amin' ny Tompo koa hianareo anio? Raha miodina amin' ny Tompo anefa hianareo anio, dia ho tezitra amin' ny fiangonan' Israely rehetra izy rahampitso. Or vous vous détournez aujourd' hui de Yahvé, et puisqu' aujourd' hui vous vous révoltez contre Yahvé, demain sa colère va s' enflammer contre toute la communauté d' Israël.