<-
->

Jos 22:22 The Lord God of gods, the Lord God of gods, he knoweth, and Israel he shall know; if it be in rebellion, or if in transgression against the Lord, (save us not this day,) Andriamanitra Andriananahary, dia Jehovah eny Andriamanitra Andriananahary, dia Jehovah, Izy no mahalala, ary ny Isiraely hahalala koa; raha fiodinana na fahadisoana amin' i Jehovah (aza mba mamonjy anay akory Hianao anio), Ny Tsitoha, Andriamanitra, Iaveh, ny Tsitoha, Andriamanitra, Iaveh mahalala, ary Israely koa hahalala. Raha fiodinana sy fivadihana amin' ny Tompo izany, dia aza mamonjy anay akory hianao anio, ry Andriamanitra ô! " Le Dieu des dieux, Yahvé, le Dieu des dieux, Yahvé le sait bien, et Israël doit le savoir : s' il y a eu de notre part rébellion ou infidélité à l'égard de Yahvé, qu' il refuse de nous sauver aujourd' hui,