<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:32 | And |
Ary Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, sy ny loholona dia niverina nandao ny taranak' i Robena sy Gada tany amin' ny tany Gileada ka nankany amin' ny tany Kanana ho any amin' ny Zanak' Isiraely ary nitondra valin-teny ho any aminy. | Dia nandao ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada, Finea, zanak' i Eleazara mpisorona sy ny loholona, ka niverina, avy amin' ny tany Galaada, ho any amin' ny tany Kanaana, ao amin' ny zanak' Israely, ka nanao ny filazany tamin' izy ireo. | Le prêtre |