<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:4 | And now the |
Ary ankehitriny dia efa nomen' i Jehovah Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka izay nolazainy taminy; koa modia ankehitriny, ka mankanesa any amin' ny lainareo avy, ho any amin' ny taninareo, izay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo any an-dafin' i Jordana. | Ary ankehitriny, efa nomen' ny Tompo Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka ny efa nolazainy taminy; koa modia ary mankanesa any amin' ny lainareo, any amin' ny tany izay anareo, izay nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo anareo any an-dafin' i Jordany. | Maintenant |