<-
->

Jos 22:5 But take diligent heed to do the commandment and the law, which Moses the servant of the Lord charged you, to love the Lord your God, and to walk in all his ways, and to keep his commandments, and to cleave unto him, and to serve him with all your heart and with all your soul. Kanefa mitandrema tsara mba hanaraka ny didy sy ny lalàna izay nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo, hitiavanareo an' i Jehovah Andriamanitrareo sy handehananareo amin' ny lalany rehetra sy hitandremanareo ny didiny sy hifikiranareo aminy ary hanompoanareo Azy amin' ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra. Kanefa tandremo tsara ny hanaraka ny fitsipika aman-dalàna nandidian' i Moizy mpanompon' ny Tompo anareo, ka tiava an' ny Tompo Andriamanitrareo, mandehana amin' ny làlany rehetra, mitandrema ny didiny, miraiketa fo aminy, ary manompoa azy ami' ny fonareo rehetra sy amin' ny fanahinareo rehetra. Seulement, prenez bien soin de mettre en pratique le commandement et la Loi que Moïse, serviteur de Yahvé, vous a prescrits : d' aimer Yahvé votre Dieu, de suivre toujours ses voies, d' observer ses commandements, de vous attacher à lui et de le servir de tout votre coeur et de toute votre âme. "