<-
->

Jos 22:6 So Joshua blessed them, and sent them away: and they went unto their tents. Dia nitso-drano azy Josoa ka nampody azy; dia lasa nankany amin' ny lainy avy izy. Dia nitso-drano azy ireo Josoe ary nandefa azy, ka lasa nankany amin' ny lainy izy ireo. Josué les bénit et les renvoya; et ils s' en allèrent à leurs tentes.