<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 24:11 | And you went over |
Ary nita an' i Jordana ianareo ka nankany Jeriko; dia niady taminareo ny mponina tao Jeriko mbamin' ny Amorita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Girgasita sy ny Hivita ary ny Jebosita, ka natolotro teo an-tananareo ireny. | Nita an' i Jordany hianareo, dia tonga tao Jerikao; niady taminareo ny mponina tao Jerikao, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Kananeana, ny Heteana, ny Gergeseana, ny Heveana ary ny Jeboseana; ka natolotro teo an-tànanareo ireny. | Vous avez ensuite passé le |