<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 24:14 | Now therefore fear the |
Koa ankehitriny, matahora an' i Jehovah, ka manompoa Azy amin' ny fahitsiana sy ny fahamarinana; ary ario ny andriamanitra izay notompoin' ny razanareo tany an-dafin' ny Ony sy tany Egypta, ka manompoa an' i Jehovah. | Koa matahora an' ny Tompo ary manompoa azy amim-pahitsiana sy fahamarinana; ario ny andriamantra notompoin' ny razanareo tany an-dafin' ny ony sy tany Ejipta, ka manompoa an' ny Tompo. | " Et maintenant, craignez |