<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 3:16 | That the waters which came down from above stood and rose up upon an heap very far from the city |
dia nijanona ny rano izay nidina avy tany ambony ka tonga toy ny antontan-javatra terý lavitra erý, dia terý amin' ny tanàna Adama, izay eo anilan' i Zaretana; eny, tapaka tokoa ny rano izay nidina ho any amin' ny ranomasin' ny tani-hay, dia ny Ranomasin-tsira; ary ny olona dia nita tandrifin' i Jeriko. | dia nihandrona ny rano midina avy any ambony, ka niavosa hoatra ny antontan-javatra tery lavitra ery, akaikin' ny tanànan' i Adoma, izay anilan' i Sartàna, ary tapaka mihitsy ny midina mankany amin' ny ranomasina Arabaha, dia ny ranomasin-tSira, ka nita tandrifin' i Jerikao ny vahoaka. | les eaux d' amont s' arrêtèrent et formèrent une seule masse à une très grande distance, à |