<-
->

Jos 3:6 And Joshua spake unto the priests, saying, Take up the ark of the covenant, and pass over before the people. And they took up the ark of the covenant, and went before the people. Ary niteny tamin' ny mpisorona Josoa ka nanao hoe: Ento ny fiaran' ny fanekena, ka mità eo anoloan' ny olona. Dia nitondra ny fiaran' ny fanekena izy ka nandeha teo anoloan' ny olona. Dia niteny tamin' ny mpisorona Josoe ka nanao hoe: Ento ny fiaran' ny fanekena ka mità eo alohan' ny vahoaka. Dia nentin' izy ireo ny fiaran' ny fanekena, ka nandroso teo alohan' ny vahoaka izy. puis Josué dit aux prêtres : " Prenez l' arche d' alliance et passez en tête du peuple. " Ceux-ci prirent l' arche d' alliance et s' avancèrent à la tête du peuple. Dernières instructions.