<-
->

Jos 3:7 And the Lord said unto Joshua, This day will I begin to magnify thee in the sight of all Israel, that they may know that, as I was with Moses, so I will be with thee. Ary hoy Jehovah tamin' i Josoa: Anio no hanandratako anao eo imason' ny Isiraely rehetra, hahafantarany fa tahaka ny nombako an' i Mosesy no hombako anao koa. Hoy Iaveh tamin' i Josoe: Indro aho hanomboka hanandratra anao eo imason' Israely rehetra mba ho fantany fa toy ny nombako an' i Moizy no ombàko anao koa. Yahvé dit à Josué : " Aujourd' hui même, je vais commencer à te grandir aux yeux de tout Israël, afin qu' il sache que, comme j' ai été avec Moïse, je serai avec toi.