<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 3:9 | And |
Ary Josoa nanao tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Mankanesa atý, ka mihainoa ny tenin' i Jehovah Andriamanitrareo. | Ary Josoe nilaza tamin' ny zanak' Israely hoe: Manatòna hianareo, ary mihainoa ny tenin' ny Tompo Andriamanitrareo. |