<-
->

Jos 4:1 And it came to pass, when all the people were clean passed over Jordan, that the Lord spake unto Joshua, saying, Ary rehefa tafita an' i Jordana avokoa ny olona rehetra, Jehovah dia niteny tamin' i Josoa hoe: Nony tafita an' i Jordany avokoa ny firenena rehetra, dia hoy Iaveh tamin' i Josoe: Lorsque toute la nation eut achevé de traverser le Jourdain, Yahvé parla à Josué et lui dit :