<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 4:10 | For the priests which bare the ark stood in the midst of |
Fa ny mpisorona izay nitondra ny fiara nijanona teo afovoan' i Jordana mandra-pahavitan' ny zavatra rehetra izay nandidian' i Jehovah an' i Josoa holazaina amin' ny olona, araka izay rehetra nandidian' i Mosesy an' i Josoa; dia nita faingana ny olona. | Nijanona teo afovoan' i Jordany ny mpisorona nitondra ny fiara, mandra-pahatanteraky ny zavatra nasain' ny Tompo nolazain' i Josoe tamin' ny vahoaka, araka izay rehetra nandidian' i Moizy an' i Josoe; dia nita faingana ny olona. | Les prêtres porteurs de l' arche d' alliance se tenaient debout au milieu du |