<-
->

Jos 4:7 Then ye shall answer them, That the waters of Jordan were cut off before the ark of the covenant of the Lord; when it passed over Jordan, the waters of Jordan were cut off: and these stones shall be for a memorial unto the children of Israel for ever. dia holazainareo aminy hoe: Tapaka ny rano Jordana teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' i Jehovah; fa raha nita an' i Jordana ny fiara, dia tapaka ny rano; ary ireo vato ireo dia ho fahatsiarovana mandrakizay ho an' ny Zanak' Isiraely. dia valio hoe: Tapaka teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' ny Tompo ny ranon' i Jordany, fa nony nita an' i Jordany ny fiara dia tapaka ny ranon' i Jordany; ka fahatsiarovana mandrakizay ho an' ny zanak' Israely ireto vato ireto. alors vous leur direz : "C' est que les eaux du Jourdain se sont séparées devant l' arche de l' alliance de Yahvé : lorsqu' elle traversa le Jourdain, les eaux du Jourdain se sont séparées. Ces pierres sont un mémorial pour les Israélites, pour toujours! " "