<-
->

Jos 5:15 And the captain of the Lord' s host said unto Joshua, Loose thy shoe from off thy foot; for the place whereon thou standest is holy. And Joshua did so. Dia hoy Ilay Komandin' ny miaramilan' i Jehovah tamin' i Josoa: Esory amin' ny tongotrao ny kapanao; fa masina io tany ijanonanao io. Dia nataon' i Josoa izany. Nidaboka tamin' ny tany sy niankohoka Josoe, ka nanao taminy hoe: Inona no lazain' ny Tompoko amin' ny mpanompony? Le chef de l' armée de Yahvé répondit à Josué : " Ote tes sandales de tes pieds, car le lieu sur lequel tu te trouves est saint. " Et Josué fit ainsi.