<-
->

Jos 5:4 And this is the cause why Joshua did circumcise: All the people that came out of Egypt, that were males, even all the men of war, died in the wilderness by the way, after they came out of Egypt. Ary izao no anton' ny namoran' i Josoa azy: Ny lehilahy rehetra izay nivoaka avy tany Egypta, dia ny mpanafika rehetra, samy maty tany an-fitra teny an-dalana, tamin' izy efa nivoaka avy tany Egypta. Izao no antony namoran' i Josoe azy: Ny vahoaka rehetra nivoaka avy tany Ejipta, ny lehilahy, ny mpiantafika rehetra dia efa maty tany an' efitra avokoa, teny an-dàlana, taorian' ny nivoahany avy tany Ejipta. Voici la raison pour laquelle Josué fit cette circoncision : toute la population mâle, sortie d'Égypte en âge de porter les armes, était morte dans le désert, en chemin, après leur sortie d'Égypte.