<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 6:16 | And it came to pass at the seventh time, when the priests blew with the trumpets, |
Ary tamin' ny nandehanany fanimpitony, raha nitsoka ny anjomara ny mpisorona, dia hoy Josoa tamin' ny vahoaka: Manakorà! fa efa nomen' i Jehovah anareo ny tanàna. | Nony tamin' ny fanimpitony raha nitsoka ny trompetra ny mpisorona, dia hoy Josoe tamin' ny vahoaka: Manakorà, fa efa natolotry ny Tompo anareo ny tanàna. | La septième fois, les prêtres sonnèrent de la trompe et |