<-
->

Jos 6:23 And the young men that were spies went in, and brought out Rahab, and her father, and her mother, and her brethren, and all that she had; and they brought out all her kindred, and left them without the camp of Israel. Dia nankao ireo zatovo nisafo ireo ka nitondra an-dRahaba nivoaka sy ny rainy aman-dreniny sy ny anadahiny ary ny havany rehetra mbamin' izay nety ho azy; dia nitondra ny mpianakaviny rehetra nivoaka izy ka nametraka azy teo ivelan' ny tobin' ny Isiraely. Dia niditra ireo zatovo ireo mpisafo tany, ka nentiny nivoaka Rahaba sy ny ray aman-dreniny ary ny anadahiny mbamin' izay rehetra azy; nentiny nivoaka ny olona rehetra amin' ny fianakaviany, dia nataony any ivelan' ny tobin' Israely. Ces jeunes gens, les espions, s' y rendirent et en firent sortir Rahab, son père, sa mère, ses frères et tous ceux qui lui appartenaient. Ils en firent sortir aussi tout son clan et les mirent en lieu sûr, en dehors du camp d' Israël.