<-
->

Jos 6:24 And they burnt the city with fire, and all that was therein: only the silver, and the gold, and the vessels of brass and of iron, they put into the treasury of the house of the Lord. Ary ny tanàna sy izay rehetra tao dia nodorany tamin' ny afo, nefa ny volafotsy sy ny volamena ary ny fanaka varahina sy vy dia nataony tao amin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah. Dia nodoran' ny zanak' Israely ny tanàna mbamin' izay rehetra tao aminy, afa-tsy ny volafotsy amam-bolamena, mbamin' ny fanaka rehetra varahina sy vy, izay napetrany ao amin' ny rakitry ny tranon' ny Tompo. On brûla la ville et tout ce qu' elle contenait, sauf l' argent, l' or et les objets de bronze et de fer qu' on livra au trésor de la maison de Yahvé.