<-
->

Jos 6:25 And Joshua saved Rahab the harlot alive, and her father' s household, and all that she had; and she dwelleth in Israel even unto this day; because she hid the messengers, which Joshua sent to spy out Jericho. Fa Rahaba janga sy ny ankohonan' ny rainy sy ny havany rehetra mbamin' izay nety ho azy dia novelomin' i Josoa, ary mitoetra eo amin' ny Isiraely mandraka androany ravehivavy, satria nanafina ny iraka izay efa nirahin' i Josoa hisafo an' i Jeriko izy. Novelomin' i Josoe Rahaba janga, sy ny ankohonan-drainy mbamin' izay rehetra azy, ka mitoetra eo amin' Israely mandraka androany izy, noho izy nanafina ny iraka nirahin' i Josoe hisafo an' i Jerikao. Mais Rahab, la prostituée, ainsi que la maison de son père et tous ceux qui lui appartenaient, Josué leur laissa la vie sauve. Elle est demeurée au milieu d' Israël jusqu' aujourd' hui, pour avoir caché les émissaires que Josué avait envoyés espionner Jéricho.