<-
->

Jos 6:26 And Joshua adjured them at that time, saying, Cursed be the man before the Lord, that riseth up and buildeth this city Jericho: he shall lay the foundation thereof in his firstborn, and in his youngest son shall he set up the gates of it. Dia nilaza fanozonana Josoa tamin' izany andro izany ka nanao hoe: Ho voaozona eo anatrehan' i Jehovah izay olona mitsangana manorina ity tanàna Jeriko ity indray; ny ain' ny lahimatoany no ho sazin' ny hanorenany ny fanambaniny, ary ny ain' ny faralahiny no ho sazin' ny hananganany ny vavahadiny. Tamin' izany andro izany Josoe nianiana nanao hoe: Ho voaozona eo anatrehan' ny Tompo izay olona hitsangana hanorina indray ity tanànan' i Jerikao ity; ny lahimatoany no hanefany ny sazin' ny hanorenany ny fotony, ary ny faralahiny no hanefany ny sazin' ny hananganany ny vavahadiny. En ce temps-là, Josué fit prononcer ce serment : " Maudit soit, devant Yahvé, l' homme qui se lèvera pour rebâtir cette ville Jéricho ! Il la fondera sur son aîné, et en posera les portes sur son cadet! "