<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 6:8 | And it came to pass, when |
Ary rehefa niteny tamin' ny vahoaka Josoa, dia nandeha ireo mpisorona fito nitondra ny anjomara fito mafy faneno teo alohan' i Jehovah ka nitsoka ny anjomara; ary ny fiaran' ny faneken' i Jehovah nanaraka azy. | Nony efa niteny tamin' ny vahoaka Josoe, dia nandeha ireo mpisorona fito, nitondra ny trompetra fito mafy faneno, teo alohan' ny Tompo sy nitsoka trompetra, ary ny fiaran' ny faneken' ny Tompo dia nandroso teo aoriany. | Il fut fait comme |