<-
->

Jos 7:11 Israel hath sinned, and they have also transgressed my covenant which I commanded them: for they have even taken of the accursed thing, and have also stolen, and dissembled also, and they have put it even among their own stuff. Efa nanota ny Isiraely ka nivadika ny fanekeko izay nandidiako azy; fa efa naka tamin' ny zavatra voaozona izy, sady nangalatra sy namitaka koa, ka nataony ao amin' ny entany. Efa nanota Israely, fa ny fanekeko nasaiko notandremany, nivadihany, ka nangalany ny zavatra natao anantema, norobainy izany, sady namitahany fa nafeniny tany anaty entany. Israël a péché, il a violé l' alliance que je lui avais imposée : Oui! on a pris de ce qui était anathème, et même on l' a dérobé, et même on l' a dissimulé, et même on l' a mis dans ses bagages.