<-
->

Jos 7:18 And he brought his household man by man; and Achan, the son of Carmi, the son of Zabdi, the son of Zerah, of the tribe of Judah, was taken. dia nampanatona ny ankohonany araka ny olona tsirairay izy; dia Akana, zanak' i Karmy, zanak' i Zabdy zanak' i Zera, avy tamin' ny firenen' i Joda, no notanana. Ary nampanatoniny isam-batan' olona ny tao an-tranon' i Zabdì, ka Akàna zanak' i Karmì, zanak' i Zabdì zanak' i Zare avy amin' ny fokon' i Jodà no voatana. Josué fit avancer la famille de Zabdi homme par homme, et ce fut Akân, fils de Karmi, fils de Zabdi, fils de Zérah, de la tribu de Juda, qui fut désigné par le sort.