<-
->

Jos 7:22 So Joshua sent messengers, and they ran unto the tent; and, behold, it was hid in his tent, and the silver under it. Dia naniraka olona Josoa, ka nihazakazaka nankany amin' ny lay ireo, ary, indro, voàfina tao anatin' ny lainy ny zavatra, ary ny volafotsy tao ambaniny. Dia nampandeha iraka Josoe, ka nankany an-day faingana izy ireo, ka indreo ny zavatra voafina tao an-dain' i Akàna, ary ny volafotsy tao ambany; Josué envoya des messagers qui coururent vers la tente, et en effet le manteau était caché dans la tente et l' argent par-dessous.