<-
->

Jos 7:25 And Joshua said, Why hast thou troubled us? the Lord shall trouble thee this day. And all Israel stoned him with stones, and burned them with fire, after they had stoned them with stones. Ary hoy Josoa: Adray ny loza nampidirinao taminay! Mba hahatonga loza aminao kosa Jehovah anio. Dia nitora-bato azy ny Isiraely rehetra ary nandoro ireny tamin' ny afo sady nanangom-bato teo amboniny. Dia hoy Josoe: Nahoana no dia nampikorontana anay hianao? Mba hokorontanin' ny Tompo koa hianao anio. Dia nitora-bato azy Israely rehetra. Nodorana tamin' ny afo izy ireo ary notoraham-bato, Josué dit : " Pourquoi nous as-tu porté malheur ? Que Yahvé, en ce jour, t' apporte le malheur! " et tout Israël le lapida et on les livra au feu et on leur jeta des pierres .