<-
->

Jos 7:6 And Joshua rent his clothes, and fell to the earth upon his face before the ark of the Lord until the eventide, he and the elders of Israel, and put dust upon their heads. Dia notriarin' i Josoa ny fitafiany, ka niankohoka tamin' ny tany teo anoloan' ny fiaran' i Jehovah mandra-paharivan' ny andro izy sy ny loholon' ny Isiraely, sady nasiany vovoka ny lohany. Dia notriarin' i Josoe ny fitafiany ka nihohoka tamin' ny tany teo anatrehan' ny fiaran' ny Tompo izy sy ny loholon' Israely, mandra-paharivan' ny andro, sady nandraraka vovoka tamin' ny lohany izy ireo. Alors Josué déchira ses vêtements, se prosterna face contre terre devant l' arche de Yahvé jusqu' au soir, ainsi que les anciens d' Israël, et tous répandirent de la poussière sur leur tête.