<-
->

Jos 7:9 For the Canaanites and all the inhabitants of the land shall hear of it, and shall environ us round, and cut off our name from the earth: and what wilt thou do unto thy great name? Ary ho ren' ny Kananita sy ny mponina rehetra amin' ny tany izany, dia hanodidina anay izy ka hamono ny anaranay tsy ho eo amin' ny tany intsony; ary hataonao ahoana ny anaranao lehibe? Handre izany ny Kananeana sy ny mponina rehetra amin' ny tany, dia hanemitra anay sy hamono ny anaranay eto an-tany. Ka hataonao ahoana ity anaranao lehibe? Les Cananéens vont l' apprendre, ainsi que tous les habitants du pays, ils se coaliseront contre nous pour retrancher notre nom de la terre. Que feras-tu alors pour ton grand nom ? "